
Arizaka Tiana Rasolofo Atram iny k atramzao n fok mbol tianao saing okobonk oahy samrer satri fti ts antery

'Zay ♪✮♪ Ataovy 'zay mety eee!! Fa tonga ny fety eeeee!!! ♪✮♪

Dina Faramalala j vou a dor

Feno Harizo Randriamahefarilala
voatonona tao ny anaranao
dia tsy miova izany
hatramin'izao..

Fobec Ramalanjaona Kanefa izao, raha lasa ianao, dia mbola hotohizanay hatrany, ireo efa vita, kinasantsika, hanomezana hasina................

Holy Maminirina Ranaivojaona Ftiavako enao,ftiavako enao.................ianao iany!!

Tiana Raharisoa fa efa zatra anao zatra anao efa zatra namanao.... ka ny ho malalanao izay indray zao no mba iriko ou.......... ( mandamna be)

Sitraka Ratrimoarisaona
^^ nefa moa v tsiky 1 d efa amp ampifandray sy ilazana fa oe izy koa tia ahy??
ka ampanginiko ny foko,'lay nofy2 adinoiko, na d nanaitra ahy tokoa 'lay tsikiny...^^

Tanjona Rabemahefa rehefa iny aho ory2 tsy mety izay atao, misava avokoa raha vao antsoinao.........

Nanaja Livia Tsara ny kantonareo fa tohizo ry reto a! raoviana ndray no hiaona aminay mpakafy?

Fani efa ela b mihintsy aho, no tsy mba nahita azy intsony, tsy nahare mihintsy izay mikasika azy........nefa mino aho, f'izy 'zay efa tony, izaho dia efa te ahita azy indray, efa nanadino 'reo adiadinay, fa mba anotanio azy kely, mbola ao ve ilay fitiavana...... f'izaho aty mbola te ho tantanana......

Hoby Fanirisoa Rakotomalala "aza raisina ho avonavona, raha miova ny fihetsiko @nao...fantatrao fa efa manan'olon-kafa aho...izy ilay nisolo anao"

Tolotra Rampanarivo
Fitiavana roa no manjary ho iray ary ho mandrakizay......
Be reo sedra nitsapanao anay, fa mbola manatena foana izahay , ka ninonina hiseho ninona hiantra, matoky anao izahay, matoky ny fitiavanao anay........

Hanitriniaina Oun oà so d mba mis mafatatr oe manana compte facebook v malala na nary d iza zafady?msotra mélou o.mankafy beee














