
Harinandrianina Randrianoelina inona ny laoka am reveillon???jde aza adino ny VARY an...joyeuses fêtes daolo e!!!

Michaela Rasolondralala vary je peux vivre sans amour, sans ami, sans rien du tout mè pas sans toi!!! JTM

Solo Nirina Andrianarivelo soa iany à fa gasy d mihinambary beuh rou vli beuh d vouk beuh d...beuh:-))

Jean-Pierre Razafimampiandra Vary sy rano: an-tsaha tsy mifandao , an-trano , tsy mifanary!

Lanto
Salut daOly ry "Mpihinam-bary" a!
Tsy heno heno daOly nareo zany (heno toa vary masaka, na vary raraka).

Randria Landy Ny ankizinay tsy voky raha tsy mihinambary na dia efa nihinana izao aza raha tsy vary de gotters izay ,ny niece-ko az ny pti dej vary sosoa sy laoka nefa aty lavitra aty!!!

Rija Haingotiana Tena mampite hikaly be zany,le vary be menaka any am famadihana

Olivia Te hinana vary soa @ vary gasy men aho 'zany ; et avec du ranonampango comme boisson Ah hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh ! vonjeo e!

Ambroise Tata Selon certains, le mot VARY viendrait de VOA ARY, comprendre VOA AVY AMIN'NY NAHARY. Y aurait-il quelqu'un qui pourrait nous en parler un peu plus ?

Ambroise Tata Raha araka ny hevitro, ireo olona miseho ho matsilo mivoy ny hoe "ovao ny toe-tsaina, ovao ny foton-tsakafo, betsaka ny zavatra azo hanina fa tsy voatery ho vary foana...sns", izy ireo indrindra no tokony hiova satria ny gasy tsy hiala @ vary. Raha matsilo dia ny hevitra hampitombo ny famokaram-bary voizina.

Christian Brai Mazoto homana ary é !

Harinandrianina Randrianoelina Faly ery refa avy miasa...nde hody aloha hinam-bary fa tssss!!!!













