
Ny Baiboly Frères ne soyez pas des enfants sous le rapport du jugement; mais pour la méchanceté, soyez enfant, et, à l'égard du jugement , soyez des hommes faits. 1 Corinthiens 14:20

Ny Baiboly Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin'ny fahalalana: raha amin'ny lolompo dia aoka ho zazabodo aza, fa amin'ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa. Korintiana Voalohany 14:20

Ny Baiboly Koa ankehitriny, matahora an'i Jehovah ka manompoa Azy amin'ny fahitsiana sy ny fahamarinana; ary ario ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo... ka manompoa an'i Jehovah." Josoa 24:14

Ny Baiboly Dia hataon'i Jehovah ho lohany ianao, fa tsy ho rambony; ary ho ambony tokoa ianao, fa tsy ho ambany raha mihaino ny didin'i Jehovah Andriamanitrao... ka mitandrina sy manaraka azy. Ary aza miala amin'ny teny rehetra izay andidiako anao anio na ho amin'ny ankavanana na ho amin'ny ankavia, hanaraka andriamani-kafa ka ha...nompo azy. Deoteronomia 28:13-14

Ny Baiboly En vérité, en vérité je vous le dis, celui qui écoute ma parole, et qui croit à celui qui m'a envoyé, a la vie éternelle et ne vient point en jugement, mais est passé de la mort à la vie. Jean 5:24

Ny Baiboly Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. Jaona 5:24

Ny Baiboly Veillez donc et priez en tout temps, afin que vous ayez la force d'échapper à toutes ces choses qui arriveront, et de paraître debout devant le Fils de l'homme. Luc 21:36

Ny Baiboly Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona. Lioka 21:36

Ny Baiboly L'Eternel est ma lumière et mon salut: De qui aurais-je crainte? L'Eternel est le soutien de ma vie: De qui aurais-je peur? Psaumes 27:1

Ny Baiboly Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako? Salamo 27:1

Tiana Jocelyne Rasolonjanahary Ny fahamarinan'nymarina mandamina ny alehany; fa ny ratsy fanahy lavon'ny haratsiany ihany. Oha 11 : 5.

Tiana Jocelyne Rasolonjanahary Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao. Sal : 105













